340 – Tompo ô, mba hasoavy

Tompo ô, mba hasoavy
Sy arovy izahay !
Tompo ô, mba aposahy
Aminay ny tavanao !
Tompo, mitodiha anay
Dia hiadana izahay !
Ray sy Zanaka, Fanahy
Mitahia anay ! Amen