728 – Atreho ny sakafonay Atreho ny sakafonay, Jehovah , Mpanome ny soa; Velominao ny tenanay, Ny sainay hatanjaho koa.