227 – Eto afovoanay

1. Eto afovoanay
Hianao, ry Tomposoa
Ka tahio ny vavakay
Mba ho maminao tokoa,
Raisonao ny fideranay,
Ka savao ny fahantranay.

2. Mitoera aminay
Na hariva na maraina;
Aza mahafoy anay
Mandra-pialanay aina;
Ka dera tsy ho lany
Dia ho anao ihany.